| Teny iditra | 1 tehake |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [Tanala] takona, voafaritra, tsy mifankahita: Maniry tsy mifankahita dia koa ny maso tehaky ny oroña (akaiky tsy mifankahita toy ny maso eferan'ny orona)
[1.78] |
| Sampanteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|