Teny iditra | 1 tehefana |
Fototeny | 2 tehika |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Takarina (na ambony toerana loatra izany na ambany toerana loatra): Iva loatra ny karetsak' ilay varavarana mankany amin' ny lava-bary ka tsy azoko tehefana Tendrena, kasihina na hanina kely: Maika be izy ka notehefany fotainy ny vary |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |