Teny iditra teko
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Bara] Enti-milaza tandrok' omby somary miondrika ny tendrony [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra rondrona
Mpanahaka  Bikan' ny tandrok'omby

2009/09/01