Teny iditra telegrafy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fitaovana ahafahana mampita teny na vaovao haingana any lavitra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy the telegraph [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay télégraphe [Hallanger 1974]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: télégraphe.
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2012/09/13