|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  telovitrana
Singan-teny  2  telo, vitrana
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Lamba landy telo karazana zairina bemiray
Voambolana  5  Toe-karena: zaitra

Teny iditra (2/3)6  telovitrana
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.1] Karazan' ahitra
Voambolana  9  Haizavamaniry: ahitra

Teny iditra (3/3)10  telovitrana
Singan-teny  11  telo, vitrana
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny frantsay  13  [1.196] (de telo : trois et vitrana : coutures ; allusion aux trois nervures bien marquées que portent les feuilles). Helichrysum trinervatum Baker (Asteraceae). Le nom malgache a été relevé anciennement par A. Grandidier et Malzac. Les feuilles aromatiques entrent dans la composition d'un onguent réputé appelé odi-boiboika : remède contre les tumeurs scrofuleuses. [Merina]
Voambolana  14  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/14