Teny iditra tempoly
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [angl. temple] Trano natokana hivavahana: Nisy roa lahy niakatra hivavaka tany an-tempoly: farizianina ny iray ary poblikanina ny anankiray
Trano fiangonan' ny Protestà, mifanohitra amin' ny eglizy, ilazana ny trano fiangonan' ny Katolika [1.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Anglisy: temple.

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31