|
|
|
|

Teny iditra1  tempoly
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] [angl. temple] Trano natokana hivavahana: Nisy roa lahy niakatra hivavaka tany an-tempoly: farizianina ny iray ary poblikanina ny anankiray
Trano fiangonan' ny Protestà, mifanohitra amin' ny eglizy, ilazana ny trano fiangonan' ny Katolika
Voambolana  4  Fivavahana, finoana

Fivaditsoratra  5  mpitelo, tempoly

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21