Teny iditra | 1 tenaina |
Fototeny | 2 tena |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] (akanjo) Anaovana na entina andavanandro fa tsy mba avalona: Nahoana no tenainao iny akanjonao sarobidy iny? |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to be worn daily |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] qu'on porte habituellement |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny tenaina io |
Fivaditsoratra | 12 antenai, entanay, etanina, ientana, itenana, tenaina, tenanay |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |