|
|
|
|

Teny iditra1  tenatena
Fototeny  2  tena
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Afovoa: Tapaka teo an-tenatena lalana ilay sarety ~ Mahafinaritra ahy izay hira izay, indrindra eo an-tenatenany eo
Ohatra  5  Iry hazo an-tendrom-binany miray vody, miray tenatena; [2.857#]
Sampanteny 
6  Matoantenin' ny mpanao :
7  Matoantenin' ny iharana :
8  Matoantenin' ny fameno :
9  Anarana :

Fivaditsoratra  10  nanatete, tenatena

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21