|
|
|
|

Teny iditra1  tendrena
Fototeny  2  tendry
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Kasihina amin' ny loharantsana: Notendreko ny sorony dia niherika izy
(zavamaneno fitendry) Kasihina mba hamoaka feo: Notendreny ilay gitara ka nangina daholo ny tao an-trano
Tondroin' ny lehibe na ny fanjakana hanao zavatra na hiasa amin' ny toerana iray: Tamin' ny 1972 izy no notendrena ho any Toamasina
Asiana mari-tsindrimpeo: Tokony hotendrena ny "a" faharoa amin' ny teny hoe "lalàna"
Ihinanana kely
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny tendrena io

Fivaditsoratra  10  andrente, tandrene, tendrena

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20