Teny iditra | 1 tenim-piontanana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] sokajinteny 4 [1.13] ny antsoina amin'izany dia ireo teny milaza fihetseham-po eo amin'ny resaka na soratra. Maro karazana izy ireo:ao ny milaza fahatairana miharo hetezerana: adray...; fataraina miharo hagagana: endrey...; alahelo: indrisy; fandatsana: akaito...; fahitana zavatra mahafatifaty: ntrô... Ao aorian'ny tenim-piontanana, dia asiana tsoraka (!) mandrakariva, izay averina indray ery amin'ny faran'ny fehezanteny: indrisy! be fahavalo ny tsara! |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.5] interjection |
Voambolana |
6 Haiteny |
Singan-teny | 7 teny, fiontanana |
Tsanganana sy sary iray takila |
8 Ny tenim-piontanana rehetra |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/08 |
![]() |