Teny iditra tenin > tenina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ahitra lavalava manindrona sahala amin' ny tsilo raha vao mitsify ny raviny ary fanao tafon-trano [1.1]
Ohatra Mitovitovy amin' ny tenina izy fa maniry amin' ny tany mandomando ka mety ho lava sy mandrobona kokoa. [2.643]
Voambolana 
Tovy hevitra antsory
Ohabolana 

Teny iditra tenin > tenina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Betsileo] (de la racine enena ou enina : action de se reposer, de récupérer après un effort. Tenina a dans ce cas le sens de délassement). Gladiolus garnieri Klatt (Iridaceae). Très belle plante décorative. On lui prêtait des vertus magiques et elle entrait notamment dans la préparation de l' ody vorika . Cette espèce résiste relativement bien aux feux et se maintient dans les prairies à condition qu'elle ne soit pas brûlée trop souvent. On en distingue une forme à fleurs blanches ( tenimbavy : « délassement des femmes ») beaucoup plus rare que le type à fleurs rouges [1.196]
Anarana siantifika Gladiolus garnieri
Voambolana 
Anaram-javamaniry 

Teny iditra tenin > tenina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Betsimisaraka, Bezanozano, Merina, Sihanaka, Taifasy, Taisaka, Tanala, Tanosy] Imperata cylindrica (L.) P. Beauv. (Poaceae). Espèce très commune et envahissante. Elle s'installe souvent sur les sols défrichés sur tout le versant Est, notamment sur les sols sableux. Très difficile à extirper des terrains cultivés. Fournissant un textile grossier, employée surtout en sparterie ; pour la toiture des maisons (Roblet) etc... Son nom est à l'origine de nombreux toponymes, par exemple : Manantenina (côte Sud-Est) ; Ambohimanantenina, etc. Ces noms marquent les régions précocement déforestées et peuvent permettre la reconnaissance des zones anciennes de population dense. [1.196]
Anarana siantifika Imperata cylindrica
Voambolana 
Anaram-javamaniry 
Tsipelina hafa 

Fivaditsoratra 

Teny iditra tenin > teny
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Feo avoakan' ny vavan' ny olombelona, izay misy heviny: Tsy nanonona teny na dia indraim-bava aza izy
Fitambarana tarehintsoratra misy heviny, rafipeo milaza hevitra iray ka atao indray manonona sy indray manoratra: Misy teny telo ao amin' ny hoe: "Io eo Rakoto"
Enti-milaza koa ny karazan-teny ampiasain' ny firenana samihafa: Mahay teny anglisy ve ianao?
Fanazavàna teny anglisy A word; speech; a language [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Mot [1.3, 1.8, 1.13, 1.5]
 Parole [1.3, 1.8, 1.5]
 Proposition, discours, commandement, prohibition, défense, commission, la volonté exprimée des ancêtres, des parents [1.3]
 Ordre [1.5]
 Langue [1.8, 1.13]
 Langage [1.8]
Ohatra 
1ka ahoana ny teniny ahoana ny hafany? [2.131]
2ary izao no teny nentiny nila azy: [2.293]
3-Izany ihany no teniko aminareo, hoy ny Vazaha. [2.324]
4Atao dikan' ilay teny grika hoe: [1.38]
Voambolana 
Haiendriteny 
Tsotra : teny, teniko, teninao, teniny, tenintsika, teninay, teninareo, tenin', tenin-, tenim-
Sampanteny 
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Lohateny Fandalinana ny Teny Malagasy
Ny Ompa amin' ny teny malagasy
Ny Teny Malagasy (Ratatamo)
Ny Teny Malagasy (Andriamanantena Georges)
Resadresaka tsotra amin' ny teny Malagasy sy Rosiana
Ohabolana 

Teny iditra tenin > teny
Singan-teny t~ ; eny
Sokajin-teny ny lasan' ny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Endriky ny mpamaritra matoanteny "eny" ilazana ny lasa: Nisy olona efa teny amin' ny volana ve tamin' ny taona 1920? [1.1]
Ohatra Nony tonga teny atsimotsimo akaikin'ny tanàna izy, dia tsiravina nahita ny faty niampatrampatra teny [2.324]
Mpanahaka  eny