|
|
|
|

Teny iditra1  teny mitsatoka
Sokajin-teny  2  kambanteny
Singan-teny  3  teny, mitsatoka
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.13] teny ahitana vaninteny tokana izay efa mitondra ny tsindrim-peo, ohatra: ra, fo, lo, to
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.13] oxyton
Voambolana  6  Haiteny

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29