Teny iditra | 1 teny azon' adala |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] enti-milaza ny teny averimberin' ny olona tsy ampiampy saina na dia amin' ny toe-javatra tsy mifanandrify aminy aza |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.5] paroles tant de fois redites qu'elles sont retenues même par un insensé |
Singan-teny | 5 teny, azo, adala |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |