Teny iditra | teo | ||||
Singan-teny | t~ ; eo | ||||
Sokajin-teny | ny lasan' ny tambinteny | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Endriky ny mpamaritra eo ilazana ny lasa: Nipetraka teo anilan-drainy izy [1.1] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Passé de eo [1.3] | ||||
Ohatra |
| ||||
Kamban-teny |
| ||||
Fivaditsoratra | eto, teo, toe |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/21 |