Teny iditra | 1 teôria |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.13] hevitra aorin'ny saina, mampikambana lalàna maromaro amin'ny fotokevitra iaingana iray, izay ahazoana manatsoaka azy ara-lôjika |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.13] théorie |
Voambolana |
5 Filôzôfia |
Fivaditsoratra | 6 ierota, ietrao, ioreta, itoera, teôria |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |