Teny iditra tera-bitro
Singan-teny teraka ; bitro
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ilazana ny vehivavy miteraka matetika sady kely aizana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Portée de lapins. Se disait des femmes enfantant souvent. [2.415]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/24