Teny iditra | teren > terena (tery) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Potserina, fihinina: Notereko ny tanany ka nijafajafa izy Atosika sady poretina: Mihisakisaha fa terenareo aho Asaina manao tsy aralia ny sitrapo; vozonana; anaovana an-terisetra: Noterena mihitsy izy vao niaiky ny hadisoany (tohatr' omby) Potserina, fihinina mba hivoahan' ny ronono: Noteren' Isambilo ilay ombivavin-dry zareo atsy avaratra [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Forcé [1.13] | ||||||||
Ohatra | Ny fiheverako ny fanambadiana terena ataon'ny olona amiko koa no nahareraka ahy, ka nahatongavako tany Antsirabe;
[2.324] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny terena io | ||||||||
Fivaditsoratra | etrena, terena |