|
|
|
|

Teny iditra1  terilatsy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Rindrin-trano natao tamin' ny volo na zozoro izay nasiana sakany manapaka eny an-tenatenany mba hamatorana sy hampiraisana ny volo na ny zozoro milahatra mitsangana
Ny trano misy rindrina tahaka izany
Ohatra  4  [1.437#] Ny trano nandimby io dia ny terilatsy.
5  [2.649#] Trano-kazo sy terilatsy avokoa no teto an-tampon-tanàna, ary vitsy dia vitsy amin' ireny;
Voambolana  6  Toe-karena: fanorenana
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/30