Teny iditra | 1 teriterena |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fototeny | 3 teritery |
Haiendriteny |
|
Ohatra |
7 [2.298] Olona tsy tia hoteriterena amin' izay safidiny ny Malagasy, nefa kosa mora azo amin'ny nahiny raha efa hajaina ny safidiny.
|
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |