testament   
fara hafatra
testament [Hallanger 1973]
dernières volontés, testament [Hallanger 1974]
hafatra
a will, a testament, a request, an order for something. See didy. [Richardson 1885]
testamenta
Teny enti-milaza ny fizaran' ny Baiboly: ny testamenta taloha dia ny fizarana mitan-tara ny talohan' i Kristy ary ny testamenta vaovao, ny taty aorianany [Rajemisa 1985]

testament   
didim-pananana
testament [Hallanger 1974, SLP 1986]