|
|
|
|

Teny iditra1  tetanosy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.13] aretina mahafaty avy amin'ny basiliosin'i Nikolae izay miditra avy amin'ny ratra tsy voakarakara ara-pahasalamana
4  [5.mg.https://hesperian.org/wp-content/uploads/pdf/mg_wtnd_2016/mg_wtnd_2016_14.pdf] Jereo "Tetanosy (mihidy valanorano)" [Rehefa tsy misy ny dokotera, takila 182]
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.13] tétanos
Ohatra  6  Eo amin'ny zaza vao teraka, ny fahadiovana dia zava-dehibe mba hisorohana ny tetanosy. [2.424#]
Voambolana  7  Fahasalamana
Mpanahaka  8  fanenitra, tomboka
Kamban-teny 
Sary 
11 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12