Teny iditra tetezan > tetezana (tety)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Rafitra (hazo na vato na vy) atao hampitohy ny laniny roa amin' ny hady na renirano iray. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A bridge [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Pont, passerelle [1.8]
 Pont [1.13]
Ohatra efa tafita ilay tetezana avaratry ny lalamby,. [2.470]
Voambolana 
Haiendriteny 
Tsotra : tetezana, tetezako, tetezanao, tetezany, tetezantsika, tetezanay, tetezanareo, tetezan', tetezan-, tetezam-, teteza-
Kamban-teny 
Anaran-toerana 
Ohabolana 
Sary 

Teny iditra tetezan > teteza
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Vezo] Pont  - > lipo [1.68]

Teny iditra tetezan > teteza- (tety)
Sokajin-teny endritenin' ny hoe tetezana
Ohatra 
1atosiny ny teteza-mandeha. [2.270]
2Raha toa ka arafitra amin' ny fotoana teteza-mita ireo lalàna ireo, dia tokony hohamafisin' ny Antenimierampirenena izay hitsangana. [4.27]