|
|
|
|

Teny iditra1  tetezana
Fototeny  2  tety
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Rafitra (hazo na vato na vy) atao hampitohy ny laniny roa amin' ny hady na renirano iray. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  a bridge [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  pont, passerelle [1.8]
7  pont [1.13]
Ohatra  8  efa tafita ilay tetezana avaratry ny lalamby,. [2.470]
Voambolana  9  Toe-karena: fanorenana
Haiendriteny 
10  Tsotra :
Kamban-teny 
Anaran-toerana 
Sary 
21  22  23 
24 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/19