Teny iditra | 1 tetezan' olona |
Singan-teny | 2 tetezana, olona |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] iraka alefa hitondra ny taratasim-panjakana ao amin' ny tanàna iray, ary ny ao kosa indray manatitra azy any amin' ny vohitra hafa, ka toy izany hatrany |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] courriers portant les dépêches royales et se succédant sans interruption d'un village à l'autrew |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |