|
|
|
|

Teny iditra1  tetezan' orona
Singan-teny  2  tetezana, orona
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] ilay rirana hatreo ambanin' ny handrina ka hatreo amin' ny tendron' orona
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] l'arête longitudinale et supérieure du nez
Voambolana  6  Haiaina

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07