|
|
|
|

Teny iditra1  tetezina
Fototeny  2  tety
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Lalovana andehanana eo amboniny: Hazo manify kely iny no noteteziny nefa tsy nianjera izy. / Efa noteteziko iny faritany atsimo rehetra iny
Jerena tsirairay, aleha tsirairay: Noteteziny daholo ny havany talohan' ny nandehanany
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Kamban-teny 
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny tetezina io

Fivaditsoratra  11  itetezan, niteteza, tetezany, tetezina

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21