|
|
|
|

Teny iditra1  teti-dratsy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] hevitra feno haratsiana hamelezana ny hafa, fiokoana sy firaisan-tsaina hangalatra na hamono olona
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] a conspiracy, a plot
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] complot, entente pour le mal
Singan-teny  6  tetika, ratsy
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07