|
|
|
|

Teny iditra1  teti-dratsy
Sokajin-teny  2  anarana
Singan-teny  3  tetika, ratsy
Kamban-teny rehetra 
Fanazavàna teny malagasy  5  [1.1] hevitra feno haratsiana hamelezana ny hafa, fiokoana sy firaisan-tsaina hangalatra na hamono olona
Fanazavàna teny anglisy  6  [1.2] a conspiracy, a plot
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.3] complot, entente pour le mal

Nohavaozina tamin' ny 2025/08/10