Teny iditra | 1 tetik' ady |
Singan-teny | 2 tetika, ady |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 tetika atao mba hahombiazana amin' ny ady; hevitra voalamin' ny mpitari-tafika ho enti-mandresy ny fahavalo [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 stratégie [1.5] |
Ohatra |
6 Dia nipetraka nanoko hevitra sy nanao tetik'ady aloha izy, fa tsy nandroso intsony. [2.324] 7 Ary araka izany no nampandriany ny tetik' ady. [2.472] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12 |