Teny iditra | tetik' ady | ||||
Singan-teny | tetika ; ady | ||||
Sokajin-teny | kambanteny | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Tetika atao mba hahombiazana amin' ny ady; hevitra voalamin' ny mpitari-tafika ho enti-mandresy ny fahavalo [1.1] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Stratégie [1.5] | ||||
Ohatra |
| ||||
Tovy hevitra | paik' ady | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12 |