|
|
|
|

Teny iditra1  tevatevaina
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Haratsina, tsiratsiraina, atao tsinontsinona: Nahoana no tevatevainao ny raiko?
Fototeny  4  tevateva
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  9  tevatevazina

Fivaditsoratra  10  atevatevany, itevatevana, tevatevaina, vetavetaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21