Teny iditra | 1 tezerana |
Fototeny | 2 tezitra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Ampisehoana tsy fahafaliana, ka toa maha ta hamely: Notezeran-drainy Soa fa alim-pody loatra Anarina, levilevena: Tokony hotezeranao ireo mpianatra ireo fa kamo |
Haiendriteny |
|
Tsipelina hafa | 9 terezana |
Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny tezerana io |
Fivaditsoratra | 11 terezana, tezerana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |