Teny iditra tiako > tiana (tia)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Ananana fironan' ny fo, iraiketana: Tsy tian' ilay zazavavy ilay tovolahy fa be taona loatra
Irina, tadiavina: Hanao izay tianao aho
Sitraka: Tsy tiako ny hanambadianao iny olona iny
Mahafinaritra: Tiako ity boky ity fa misy tantara mahaliana
Mirihina fa ny Tiavina dia manan-kevitra indrindra hoe "ezahina ho tiana", ka izany no ananany fomba mandidy: tiavo: Tokony hotiavina ny fianarana [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : tiana, tiako, tianao, tiany, tiantsika, tianay, tianareo, tian', tian-, tiam-, tia-
Ny lasa : tiana, tiako, tianao, tiany, tiantsika, tianay, tianareo, tian', tian-, tiam-, tia-
Ny hoavy : ho tiana, ho tiako, ho tianao, ho tiany, ho tiantsika, ho tianay, ho tianareo, ho tian', ho tian-, ho tiam-, ho tia-
Filaza mandidy : tiavo
Tovy hevitra tiavina
Kamban-teny 
Lohateny Aloky ny tiana (Razafimahefa Charles)
Ohabolana 

Fivaditsoratra