Teny iditra tiatia (tia)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Ohatra fitia efa ho lany ny anao
tambitamby efa madiva
tiatianao aho tatamo tsara farihy
tsy tiatianao aho voro-manifi-drano dia lasa
[2.131]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : tiatia, tiatiako, tiatianao, tiatiany, tiatiantsika, tiatianay, tiatianareo, tiatian', tiatian-, tiatiam-
Ny lasa : notiatia, notiatiako, notiatianao, notiatiany, notiatiantsika, notiatianay, notiatianareo, notiatian', notiatian-, notiatiam-
Ny hoavy : hotiatia, hotiatiako, hotiatianao, hotiatiany, hotiatiantsika, hotiatianay, hotiatianareo, hotiatian', hotiatian-, hotiatiam-
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20