|
|
|
|

Teny iditra1  tiatiatra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Kotro-baratra miriatra na midoboka misy akony mifamalivaly any ho any
Sampanteny 
4  Matoantenin' ny mpanao :
5  Anarana :

Fivaditsoratra  6  taitaitra, tiatiatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21