Teny iditra tiavina (tia)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Mirihina fa ny Tiavina dia manan-kevitra indrindra hoe "ezahina ho tiana", ka izany no ananany fomba mandidy: tiavo: Tokony hotiavina ny fianarana [Rajemisa 1985]
Endriteny 
tiavina
tiaviko
tiavinao
tiaviny
tiavintsika
tiavinay
tiavinareo
tiavin'
tiavin-
tiavim-
tiavi-
notiavina
notiaviko
notiavinao
notiaviny
notiavintsika
notiavinay
notiavinareo
notiavin'
notiavin-
notiavim-
notiavi-
hotiavina
hotiaviko
hotiavinao
hotiaviny
hotiavintsika
hotiavinay
hotiavinareo
hotiavin'
hotiavin-
hotiavim-
hotiavi-
tiavo
Teny mitovy hevitra tiana

2014/11/07