Teny iditra | 1 tiavina |
Fototeny | 2 tia |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mirihina fa ny Tiavina dia manan-kevitra indrindra hoe "ezahina ho tiana", ka izany no ananany fomba mandidy: tiavo: Tokony hotiavina ny fianarana |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 9 tiana |
Fivaditsoratra | 10 itiavan, nitiava, tiavina, vitaina, vitanay |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |