Teny iditra tigetra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Zavatra boribory fisaka atranga ambony ka kendrena tifirina atao fanazarana amin' ny fahaiza-mitifitra [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay blanc de la cible [Abinal 1888]
 but [SLP 1986]
Ny fihaviany Anglisy: ticket.
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31