Teny iditra tike
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Famaritana frantsay  [Vezo] Ce, celle-là, celui-là, cet, cette, tiens, voici  - > iñe, inge, ingo, inty, io, irao, ite, njeroa, njoa, oñe, rao, reroa, roa, roy, tia [Poirot & Santio: Vezo (takila T)]
Tsanganana sy sary iray takila ny mpisolo rehetra
Ohatra Eo iano tike, anaky ampanarivo raiky, àna' i Halala raiky (Il était une fois, comment déjà? le fils d'un richard, et le fils du Pauvre) [Gueunier: Contes, takila 52]

2019/08/17