Teny iditra | tinaitra (taitra) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Tairina, fohazina: Notinaitran' ny poa-basy ny zaza Voatampoka, gaga: Tinaitran' ilay vaovao i dada ka nandraiki-narary [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Surpris, effrayé subitement [1.3] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Tovy hevitra | voataitra | ||||||
Fivaditsoratra | taritina, tinaitra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |