Teny iditra tinataka (tataka)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Voatataka, notatahana, rovitra azon-javatra: Notinataky ny tsilo tetsy am-bavahady ny akanjoko [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Décousu, entaillé [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : tinataka, tinatako, tinatakao, tinatany, tinatatsika, tinatakay, tinatakareo, tinatak', tinata-
Ny lasa : notinataka, notinatako, notinatakao, notinatany, notinatatsika, notinatakay, notinatakareo, notinatak', notinata-
Ny hoavy : hotinataka, hotinatako, hotinatakao, hotinatany, hotinatatsika, hotinatakay, hotinatakareo, hotinatak', hotinata-
Tovy hevitra voatataka

Nohavaozina tamin' ny 2021/02/26