Teny iditra tinehaka (tehaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy voatehaka, notehafina: Notinehaky ny mpijery aoka izany ireo mpilalao [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay frappé, encouragé, applaudi avec les mains [Abinal 1888]
Haiendriteny 
tinehaka
tinehako
tinehakao
tinehany
tinehatsika
tinehakay
tinehakareo
tinehak'
tineha-
notinehaka
notinehako
notinehakao
notinehany
notinehatsika
notinehakay
notinehakareo
notinehak'
notineha-
hotinehaka
hotinehako
hotinehakao
hotinehany
hotinehatsika
hotinehakay
hotinehakareo
hotinehak'
hotineha-
Teny mitovy hevitra voatehaka

Nohavaozina tamin' ny 2021/02/26