|
|
|
|

Teny iditra1  tinehaka
Fototeny  2  tehaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] voatehaka, notehafina: Notinehaky ny mpijery aoka izany ireo mpilalao
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#692] frappé, encouragé, applaudi avec les mains
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
Tovy hevitra  9  voatehaka

Fivaditsoratra  10  natehika, nitehaka, tinehaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20