Teny iditra tinevy (tevy)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Voasa (enti-milaza tany vao), notevezina: Ala vao notinevy ity
Lanilanina befahatany: Notineviny tamin' ny hadalana ny volany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Défriché
Dépensé follement [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : tinevy, tineviko, tinevinao, tineviny, tinevintsika, tinevinay, tinevinareo, tinevin', tinevin-, tinevim-
Ny lasa : notinevy, notineviko, notinevinao, notineviny, notinevintsika, notinevinay, notinevinareo, notinevin', notinevin-, notinevim-
Ny hoavy : hotinevy, hotineviko, hotinevinao, hotineviny, hotinevintsika, hotinevinay, hotinevinareo, hotinevin', hotinevin-, hotinevim-
Tovy hevitra voatevy

Nohavaozina tamin' ny 2021/02/26