Teny iditra tinily (tily)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Voatily, tilina, kendrena: Tsy sahy nandroso ny fahavalo notinilin' ny mpiambina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Qu’on a épié, espionné [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : tinily, tiniliko, tinilinao, tiniliny, tinilintsika, tinilinay, tinilinareo, tinilin', tinilin-, tinilim-
Ny lasa : notinily, notiniliko, notinilinao, notiniliny, notinilintsika, notinilinay, notinilinareo, notinilin', notinilin-, notinilim-
Ny hoavy : hotinily, hotiniliko, hotinilinao, hotiniliny, hotinilintsika, hotinilinay, hotinilinareo, hotinilin', hotinilin-, hotinilim-
Tovy hevitra voatily

Nohavaozina tamin' ny 2021/02/26