Teny iditra | tinompo (tompo) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Voatompo, notompoina: Ny Tanindrazana no notinompony hatramin' ny fahatanorany [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu’on a servi, à qui l’on a obéi [1.3] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Tovy hevitra | voatompo | ||||||
Fivaditsoratra | mpitono, tinompo |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |