Teny iditra | 1 tinongotra |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fototeny | 3 tongotra |
Haiendriteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
7 [1.1] Voaray amin' ny tongony, notongorina: Rehefa avy naronjiny ilay izy, dia notinongony ka nitsinkasina tery |
Fanazavàna teny frantsay |
8 [1.3#726] saisi par le pied |
Tovy hevitra | 9 voatongotra |
Fivaditsoratra | 10 nitongotra, tinongotra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |