Teny iditra | tinoraka (toraka) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Voatoraka, torahana: Omby tinora-defona [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Sur quoi on a lancé [1.3] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Tovy hevitra | voatoraka | ||||||
Fivaditsoratra | akitrano, kaonitra, kitroana, kotraina, tany roka, tinoraka |
Nohavaozina tamin' ny 2021/02/25 |