Teny iditra tinozo (tozo)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Tozoina, atao iaretana eny ihany: Notinozony ihany ny asa efa natombony na dia teo aza ny olana maro [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on a continué lentement malgré les difficultés [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : tinozo, tinozoko, tinozonao, tinozony, tinozontsika, tinozonay, tinozonareo, tinozon', tinozon-, tinozom-
Ny lasa : notinozo, notinozoko, notinozonao, notinozony, notinozontsika, notinozonay, notinozonareo, notinozon', notinozon-, notinozom-
Ny hoavy : hotinozo, hotinozoko, hotinozonao, hotinozony, hotinozontsika, hotinozonay, hotinozonareo, hotinozon', hotinozon-, hotinozom-
Tovy hevitra voatozo

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20